TETIKASA FAFIRANO ANDIANY FAHAROA

Olona miisa 163.000 no nahazo tombontsoa tany Anosy


  • Alakamisy 23 Janoary 2025

Olona miisa 163.000 no fantatra fa nahazo tombontsoa tamin’ilay tetikasa Fafirano andiany faharoa notanterahina

tany amin’ny Faritra Anosy, niarahana tamin’ny Ministeran’ny rano sy ny fidiovana. Ny ONG Sahy no nanatontosa izany tany an-toerana, novatsian’ny UNICEF vola. Tratra hatrany amin’ny 90% ny tanjona napetraka ka anisan’ireny ny fampiasan’ny mponina rano fisotro madio, ny fialana amin’ny fanaovana maloto an-kalamanjana izay miteraka aretina maro. Anisan’ireny ny aretin-kibo, ny aretina lefankozatra….Ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana sy maro loko hahafahana miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo….Tsiahivina fa nampihena betsaka ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny tsy fahampian-tsakafo nahazo ireo ankizy madinika latsaky ny 5 taona tany amin’ny Faritra Anosy ny fisian’ity Tetikasa Fafirano ity.
Pati
Legende : Rano tsy azo antoka tahaka izao no nampiasain’ny mponina tao Anosy fahiny !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT