Tetezan’i Tanjombato

Lehilahy iray namono, ora maro vao hita


  • Talata 01 Oktobra 2024

Lehilahy iray no nitsoraka namono tena teny amin’ny tetezan’i Tanjombato

lalovan’ny ranon’Ikopa omaly 30 septambra tokony ho tamin'ny 6 ora marina. Nifampitadiavana teny an-toerana, niditra an-tsehatra ny mpamonjy voina saingy naharitra ora maro no nitadiavana azy, ka ny fatiny sisa no nakarina avy tao anaty rano. Betsaka ny resaka nandeha mikasika ity tranga ity, ary nisy aza ny nilaza fa mpivady no niara-nitsoraka ao anaty rano, saingy lehilahy iray no nisafidy ny hamono ny tenany noho ny antony tsy mbola fantatra mazava.
Nangonin’i Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT