TETEZAN'ANOSIZATO

Tovolahy iray hita faty


  • Alarobia 02 Jolay 2025

Tovolahy iray manodidina ny 20 taona no hita faty teny amin'ny ranon'Ikopa,

tao ambanin'ny tetezan'Anosizato, omaly Talata 01 Jolay. Ireo mpanasa lamba no nahita ny razana voalohany ka niantso ny manodidina sy ny mpitandro ny filaminana. Tsy nisy taratasy nahafantatra moa tany amin' ity tovolahy ity. Noheverin'ireo mpanasa lamba fa lamba tonta nentin'ny rano nahazo sisiny mantsy izy ka tsy nanaitra azy ireo. Ny tanany voasaringotry ny arato no fantatra fa nahafahana namoaka ny razana tao anaty rano..Tombanana ho nentin'ny rano avy any ambony izy io. Efa nandray ny andraikiny ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny nikarakara ny razana sy nikaroka ireo fianakaviany.
Nangonin'i Pati
Légende : Ity ilay tovolahy namoy ny ainy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT