Actualités

Tence Mena " Tsy manao film aho fa tena marary"


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Nivoaka tamin’ny fahanginana i Tence Mena manoloana ireo resabe miparitaka momba azy.

 

 

 

Betsaka mantsy ireo mitsara ivelany fotsiny fa voakarama amin’ny Euro mihitsy ity mpanankato malaza iray ity hilaza amin’ny mpiray tanindrazana ny fisian’ny aretina coronavirus fa tsy misy eto amintsika akory izany. Misy koa ireo milaza fa manao film fotsiny izy ….Tsy izaho ve no tena olona tsy vanona hoy izy raha tena misy tokoa izany ? Miantso ireo tsy mino sy manenjika azy mafy araka izany i Tence Mena ho avy hitsidika azy any amin’ny hopitaly CHU Anosiala izay hitsaboana ireo olona mararin’ny coronavirus ary hifampikasoka . Farany moa dia tsy adinony ny nanentana ny rehetra mba hijanona any an-tokantranony avy fa tsy misy misangy ny coronavirus no sady tsy mifidy tavan’olona.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT