TEKNOLOJIA

Fitaovana maro manampy amin'ny fiainan-tokantrano


  • Talata 18 Novambra 2025

Amin'izao vanim-potoan'ny firoborobon'ny

teknolojia izao dia maro no liana amin'ny kojakoja elektronika ary anisan'ny tsy tara amin'io ny Malagasy. Maro ireo hiaka farany no efa hita eto amintsika toa ny Smart Tv 4K marika « Hisense » , noezahana ho amin'ny vidiny takatry ny besinimaro kanefa kalitao tsara tsy mena-mitahy amin'ny hafa , hoy ry zareo avy ao amin'ny tranombarotra Baolai. Tsy vitan'izay fa ho an izay mividy « réfrigérateur » iray dia hahazo Smartphone iray. Vao naha tonga entana maro lohalaharana amin ny kalitao, mibika sady amin ny vidiny mirary . Ao ny Canvas tv 4K Qled - mini Led - Uled tv - mini Led - Oled - Smart Tv, misy 17 hatramin'ny 120" : misy antoka 1 taona. Ny batterie solaire gel lithium sy ny réfrigérateur 137 L ( blanc gris ) misy manomboka 799 000 Ariary monja , mini radio baffle Bluetooth. Mbola.eo ihany koa ny friteuses sy four multi - fonction, sound bar, congélateur ( mitazona ny atsika 135 ora aorinan'ny delestazy ) , aspirateur, machine à café à capsule, four micro onde, mini chaîne, réfrigérateur jeyoo, micro, cuisinière à gaz sy elektrika, mixeur....Kojakoja ilaina ao an-tokantrano.ireo izay manampy betsaka amin'ny fiatrehana ny fiainana andavanandro....
Pati
Légende : Santionany amin'ireo kojakojan-trano hamidin'ny Baolai !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Firaisamonim-pirenena
  • Alarobia 29 Aprily 2026

sy Fikambanan'ny tanora

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Hotokanana tsy ho ela ny

  • SAVOROVORO TENY
  • Alarobia 29 Aprily 2026

AMIN'NY 67 HA

  • HERISETRA AMIN’NY
  • Alarobia 29 Aprily 2026

MAHALAHY SY MAHAVAVY

  • Saran'ny fampiasana "drones"
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Mahatratra 1 560 000Ar hatreto...

  • Firosoana amin’ny
  • Alarobia 29 Aprily 2026

fampiasàna nomerika

Hijery ny tohiny
FTT