Actualités

Taratasim-panjakanana Mila fanarenana goavana ny birao


  • Talata 08 Septambra 2020

Tranon-kala eny ambanin’ny tohatra sy eo amin’ny tolanam-baravarana, ny gorodona maloto, ny trano tery saingy birao fikarakarana taratasim-panjakana eto an-drenivohitra anefa izany.

 

 

 

Isan’ny ontsa ka tsy naharitra naneho ny heviny nahita izany ny renim-pianankaviana iray nikarakara kara-panondro teny Tsaralalana omaly. Anisan’ny mahazo famatsiam-bola isan-karazany, hoy izy, ny fanjakana ary mbola maka vola amin’ny alalan’ny karazan-ketra samihafa ihany kanefa dia izao ve no kalitaom-pikarakarana mba mendrika ny olompirenena mikarakara taratasy aty amin’ny biraom-panjakana? Tsy ahafahana manaja ny fepetra ara-pahasalamana toy ny elanelana iray mitatra akory ny efitrano no sady efa tola ny foto-drafitrasa. Mila fanarenana goavana !

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT