Mpampivelona sy infirmiera 47 miandahy, nianatra nandritra ny telo taona taorian’ny nahazoany ny mari-pahaizana bakalôrea.
Miampy teknisianina mpahay momba ny informatika, «Génie civil»… 200 isa no navoaka etsy amin’ny Carlton Anosy omaly rehefa avy niofana tao amin’ny IFAGI.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.