Lanonana roa sosona no notanterahina tao Mandena Tolagnaro omaly zoma. Ny voalohany dia fitokanana ny trano vaovao hiasan'ny COGEMA (Komity mpitantana ny alan'i Mandena).
Ny faharoa ny fampahafantarana ny dinan'i Mandena nohatsaraina. Manana velarana 430ha ny alan'i Mandena izay manan-karena amin'ny biby an'ala sy zava-maniry.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.