Actualités

TAPATAPANY (fanampiny)


  • Talata 15 Jolay 2014

Saron’ny zandary ny tambajotra iray mpangalatra fiara minibus sy sprinter teto an-drenivohitra sy ny manodidina. Any Ankazondandy no anafenan’izy ireo ny fiara halatra sy ikarakarana azy mandra-pahavita ny taratasin’ny fiara

Enin-dahy no voasambotra, anisan’ireo namono nahafaty teratany Sinoa teny Behoririka tamin’ny desambra 2013.

Hita ny «Villa» iray teny Ambohinambo Talatamaty, fanafenan’ireo mpaka an-keriny ny Karana lasibatr’izy ireo. Tsy misy afa tsy mpiambina ny ao amin’io trano io, izay voasambotra ho mpiray tsikombakomba. Karana telo no efa nifandimby nambenany tao mandrapahazo ny vola takian’ireo mpaka an-keriny amin’ny fianakaviany.

Safotra ary nitambotsotra tampoka ny minisitry kolontsaina sy ny vakoka ary ny fampiroboroboana  ny asa tanana, Vaonalaroy nandritra ny lanonam-pankalazana ny fetim-pirenena frantsay omaly teny amin’ny trano fonenan’ny ambasadaoro frantsay eny Ivandry.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT