Actualités

TAPATAPANY: Fanabeazana ho an’ny rehetra


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Manatanteraka varavarana misokatra etsy amin’ny lapan’ny tanŕnan’Analakely nanomboka omaly ireo mpisehatra rehetra momba ny fanabeazana, hetsika hiarahana amin’ny CONAMEPT.

 Fotoana hahafahan’izy ireo mifandray sy mifanakalo traikefa izy ity hahafahana manatsara sy manaovana tomban’ezaka ny fanabeazana ho an’ny rehetra tato anatin’ny 15 taona.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT