Mitohy ny fitetezam-paritra fanehoan-talenta sy fanentanana ataon’ny Bloco Malagasy any Brezila.
Tao Rio de Janeiro ireto tovovavy beazin’ny ONG Avenir ao Toliara ireto omaly, nandray anjara tamin’ny fanentanana sy fanomezana ambiansy nandritra ny famaranana ny Mondila 2014.
Hanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety ao amin'ny foibeny, Bel Air Antananarivo ny birao nasionalin’ny TIM rahampitso alatsinainy 14 jolay 2014, amin'ny 10 ora maraina.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.