Tapany atsimon’ny nosy 55 ka hatramin’ny 60km

h ny tafio-drivotra


  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020

Hahatratra 55 ka hatramin’ny 60km/h ny tafio-drivotra amin’iny tapany atsimon’ny nosy iny, ny marimarina kokoa eo anelanelan’i Toliara sy Taolagnaro,

 

 

raha ny fampahafantaran’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro. Ho toy izany foana, raha ny fanazavana, no mety hitranga hatramin’ny marainan’ity alatsinainy ity. Mety hitera-doza ho an’ireo mpiandriaka madinika, noho izany, ny tsy fitandremana. Manentana hatrany ireo mpanarato, noho izany, ny Meteo mba tsy hiandrika aloha.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT