Actualités

Tany ifandroritana eny Ambatobe Ny Sinoa milaza fa manana titra, ny mponina midrikina fa azy


  • Alatsinainy 14 Jolay 2014

Nisy indray ny fitondrana sorabaventy ny sabotsy teo, teny Ambatobe. Tadiavin’ny orinasa sinoa iray halaina ny tany ipetrahan’ireo mponina eny

Raha ny voalazan’ireo farany dia tonga teny an-toerana ny tompon’andraikitra ao amin’ity orinasa ity ka nilaza fa miala ao amin’ny tany ireo mponina fa ilainy amin’izay ny toerana. Tsy nanaiky anefa ireto mponina ireto izay ahitana tokantrano 25 eo ho eo. Etsy an-daniny ilay sinoa dia nilaza fa manana titra sy ny antontan-taratasy manambara fa azy ny tany. Raha tsiahivina dia efa nisy ny fotoana nifandroritan’ny roa tonta teny amin’ny Fitsarana ka ny volana oktobra 2013 dia nisy ny didy nivoaka mandrara ny fandroahana ny mponina tamin’ny tany. Tonga teny an-toerana ny solombavambahoaka voafidy teny amin’ny boriborintany faha-5, Naivo Raholdina, izay nilaza fa hitondra ny raharaha eny amin’ny primatiora ka hangataka ny tsy hisian’ny fandrodanana trano intsony tahaka ny niseho farany teo teny Ankadimbahoaka, Nanisana ...

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT