Tantsaha resy lahatra fotsiny

Nahavita namboly zanakazo 5000 isa


  • Zoma 02 Febroary 2024

Tsy misy hoe avy amina fikambanana na antoko politika fa dia tantsaha nentanina fotsiny

no resy lahatra ny amin’ny maha zava-dehibe izany atao hoe tontolo iainana izany, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Nahavita namboly zanakazo 5000 isa ireo tantsaha tao amin’ny tanàna antsoina hoe Vohimara Avaratra, kaominin’i Manambindala, distrikan’i Vondrozo rehefa niray hina taminay, hoy ny tompon’ny fanentanana. Nisy fihanihana tendrombohitra tao. Nisy fitetezana lohasaha ihany koa kanefa dia tontosa soamantsara ny adidy ho an’ny tanindrazana, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT