TANORA ACTIF AN’I MADAGASIKARA

Nanofana tanora 350 maimaimpoana


  • Talata 17 Oktobra 2023

Mitohy ny ezaka hataon’ny Fikambanana Tanora Actif an’i Madagasikara na ny T.A.Ma

tarihin’ny filoha nasionaliny Ramatoa Razafimandimby Rija Ethel Niaina. Tao amin'ny oniversite FJKM Ravelojaona ao amin’ny disttrikan’i Moramanga indray no nanomezan’ny fikambanana fiofanana maimaim-poana ny faran’ny herinandro teo ka tanora manodidina ny 350 isa no nahazo tombontsoa tamin’izany. Tsiahivina moa fa mbola hitohy any amin’ny toeran-kafa ny fampiofanana. Teny filamatr’izy ireo rahateo ilay manao hoe tsy maintsy tafita i Madagasikara.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT