TANORA ACTIF AN’I MADAGASIKARA

Nanofana momba ny teti-bolan’ny kaominina


  • Alatsinainy 15 Jolay 2024

Zava-dehibe ny fahaizana mikirakira ny volan’ny kaominina sy mandanjalanja ny famoahana i

zany mba ho tombontsoan’ny vahoaka ho an’ireo maniry ny hiasa eny amin’ireny sehatra ireny. Nanofana tanora miisa 100 hisehatra amin’izany ny Tanora Actif An’i Madagasikara ny faran’ny herinandro teo teny amin’ny Akanin-jazavavy Behoririka, notarihin-dRazafimandimby Rija Ethel. Naharitra tapak’andro ny fiofanana ka taorian’izany dia nisy ny fizarana mari-pankasitraka ho an’ireo mpiofana mba hahafahany mampiasa izany araka izay ilany azy. Tonga nanofana ireo tanora tamin’izany Aroa Ranaivonjaona Quevine H. Ankoatra izay dia tsy mitsaha-mivoatra ny TAMA amin’ny fikarakarana ireo tanora liam-pivoarana ao aminy. Voafidy ho Youth Leadership Seminar ao amin’ny Friedrich Ebert Stiftung Madagascar Ramatoakely Onitiana Tatiana izay hitondra avo ny anaran’ny fikambanana misy azy.
Pati
Legende : Nahazo mari-pankasitrahana tahaka izao ny mpiofana rehetra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT