TANORA ACTIF AN'I MADAGASIKARA

Mitohy ny fizarana sakafo ho an’ireo zokiolona


  • Alatsinainy 11 Desambra 2023

Mitohy ny fizarana sakafo masaka toy ny lasopy mafana ho an’ireo zokiolona eo

anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Tao amin’ny Fokontany Besarety, Boriborintany fahatelo indray no nanohizan’ny fikambanana Tanora Actif An'i Madagasikara izany omaly Alahady 10 Desambra, notarihin’ny filoha nasionaliny Razafimandimby Rija Ethel. Zokiolona miisa 50 no nisitraka izany izay nisaotra sy nankasitraka ny fahatsiarovana azy ireo manokana, indrindra amin’izao volaba Desambra, antsoin’ny fikambanana ho volan’ny fizarana izao. Nitondra am-bavaka ary nanome tso-drano ho an'ny Fikambanana TAMa sy ny filoha mpitarika azy ireo Ray aman-dReny ireo mba samy ho tratran’ny taona 2024 sy ho ambinina amin’izay rehetra hatao.
Pati
Legende : Nandritra ny fizarana ilay lasopy mafana omaly !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT