Actualités

Tanin` ny CUA nisy nivarotra Tsy mbola nahitana vahaolana


  • Alakamisy 27 Aogositra 2020

Nisokatra omaly ny filankevitra monisipaly eo anivon` ny Kaominina Antananrivo Renivohitra (CUA).

 

 

Nasiana fanitsiana moa ny fitantanam-bolan` ny CUA ka tsy maintsy naroso mba hahazoana fankatoavana amin` ny filankevitra monisipaly. Raha ny fanazavan` ny ben` ny tanàna Naina Andriantsitohaina dia misy ireo asa tsy maintsy vitaina amin` ity taona ity ka izay no antony nahatonga ny fanitsiana. Voasoratra ao ny momba ny fanamboarana lalana eto an-drenivohitra sy fananganana tsena lehibe roa etsy Coum sy Anosy. Amin` ny zoma izao moa no hifarana ny fivoriana. Momba ireo tanin` ny CUA izay nisy nivarotra dia nanambara ny ben` ny tanàna fa “tsy maintsy ahitana vahaolana ny mahakasika ireny”

 

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT