Actualités

Tangalamena Paul Ramandimbison “Mila mailo ny filoham-pirenena”


  • Alarobia 10 Jona 2020

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny izay hita ho hifangaroana zavatra maro dia naneho ny heviny ny Tangalamena avy any Nosy Varika,

 

 

 

 Paul Ramandimbison. Eo ny resaka Kianja masoandro, ny zava-misy ao Toamasina, sy ny hafa rehetra. Mila mailo ny filoham-pirenena, hoy hatrany izy, ary mangataka aminy aho mba hifidy tsara ny mpiara-miasa aminy. Mba jereo tsara, hoy izy, fa misy tsy mazava ao na amin’ireo minisitra ireo aza.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT