Actualités

Tanànan'i Mahajanga Milamindamina amin'ny ankapobeny


  • Alarobia 20 Mey 2020

Na dia nanaitra ny mponin'i Mahajanga tokoa aza satria tsy nampoizina ny fahenoana tamin'ity fiandohan'ny herinandro ity fa nahitana trangana tsimokaretina covid-19

 

 

 

 

 nentin'ny mpiasan'ny fitsarana namita iraka tany an-toerana dia mbola milamindamina toy ny mahazatra hatramin'izay ihany aloha ny fiaimpiainan'ny olona amin'ny ankapobeny satria efa hatramin'ny niandohan'ny nandraisana ny hamehana eto amin'ny firenena dia efa zatra nanaraka an'ireo fepetra noraisina mifanaraka amin'izany olona any an-toerana. Na izany aza dia hita eny hatrany ireo olona tsy dia mivaky loha amin'izany resaka Coronavirus izany. Raha ny amin'ny resaka aretina "Dengue" kosa dia tsapa fa tena miparitaka any Mahajanga any izy io ankehitriny ary tena mamono olona mihitsy.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT