Actualités

Tanŕn-dehibe maloto indrindra Laharana faha-3 manerantany Antananarivo


  • Alatsinainy 14 Jolay 2014

Malaza ratsy erantany ny renivohitr’i Madagasikara amin’ny resaka loto...

Fanadihadiana iraisam-pirenena nataon’ny fikambanana amerikanina iray nivoaka tamin’ny volana mey teo no nanakilasy ireo firenena 25 maloto indrindra. Laharana faha-3 no nisy an’Antananarivo tamin’ity lisitra ity aorian’i Baku any Azerbaïdjan sy Dhaka any Bangladesh. Manaraka azy kosa Port au Prince any Haïti, Mexico any Mexique, Addis Abeba ao Éthiopie, Mumbai any Inde, Baghdad any Irak, Almaty any Kazakhstan ary Brazzaville any RDC.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT