Mila itandremana fatratra amin’izao fotoana izao ny vaovao miely sy misy manely ao anaty tambazotran-tserasera ao.
Efa tambazotra maro mihitsy no tsikaritra manangana itony antsoina hoe « «compte fake » itony mba hanelezana vaovao tsy marina fotsiny hanipazana hoditr’akondro ireo izay mandray azy ireny ho mitombona. Tsy hay izy ireny na voakarama na tsy manan-katao fa efa manana ilay fahafinaretana mampijabaka ny mpiara-belona fotsiny tsotra izao.
J Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.