Tambazotran-tserasera

Miha lalina ny tsy fahatomombanana


  • Zoma 15 Desambra 2023

Miha lalina hatrany ny tsy fahatomombanana eo amin’ny

tambazotran-tserasera sy aterineto eto Madagasikara. Ankoatran’ny resaka sara miha lafo sy tolotra tsy mahafa-po dia tsikaritra ho tena misy fikorontanana hafahafa mihitsy izany amin’izao fotoana izao, raha ny fitarainan’ireo mpanjifa. Isan’ny fanontaniana matetika heno tato ho ato hoe tena mbola feno ve ilay fatra atolotra amin’ny voasoratra mikasika ny tolotra iray? Raha voasoratra ohatra hoe 400Mg dia tena mbola feno tokoa ve izay 400Mg izay? Raha voasoratra hoe 5Go dia tena mbola izay ve? Raha ambara fa maharitra 3 andro ve, ohatra, ilay tolotra dia tena feno tokoa ny 3 andro vao lany? Andrasana hatrany hatreto ny tohin’ny fanadihadiana parlemantera mikasika itony toe-draharaha itony, indrindra, amin’izao fotoana maha lasa filoha lefitra misahana an’Antananarivo eny anivon’ny antenimieram-pirenena ny depiote mitarika izany vaomiera izany izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT