Actualités

Tambazotran-tserasera Efa miha mikorontana


  • Talata 21 Febroary 2023

Efa miha mikorontana hatramin’ny alina tokony ho tamin’ny 8 ora tany ihany koa ny tambazotran-tserasera, raha ny fitarainan’ireo mpikirakira izany eto Antananarivo renivohitra.

Ny aterineto amin’ny ankapobeny mihitsy moa no marimarina kokoa no tiana ambara eto. Miha tapaka tanteraka ny fifandraisana. Tsiahivina fa vinaniana hiditra an-tanety anio alina amin’ny 10 ora ny rivodoza Freddy ary mbola voasokajy ho rivodoza mahery vaika na dia efa somary nihena aza ny heriny satria raha nitondra tafiotra 250km isan’ora teo izany teo aloha dia efa lasa 215km eo. Ny hafainganam-pandehany kosa dia manodidina ny 35km isan’ora hatrany, hoy ny ihany ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro.
J. Mirija

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT