Tambazotra aterineto

Nitrangana fikorontanana indray


  • Zoma 15 Martsa 2024

Nitrangana fikorontanana indray ny tambazotra aterineto omaly,

ho an’ireo mpanjifa ny orinasam-pifandraisan-davitra Telma moa izany. Naneho fialan-tsiny sy nampahafantatra ny anton’izany ihany moa ity orinasa ity. Raha ny fanazavana dia resaka fikorontanana eo amin’ny sehatra iraisampirenena mihitsy no nitranga. Miezaka mijery ny lafiny tekinika ahafahana manarina sy mampandeha amin’ny laoniny indray ny fampitana ireo tekinisianina, hoy hatrany ny voambara. Mazava ho azy fa dia maro indray ireo sorena nanoloana ny zava-niseho, indrindra, ireo manana asa mifototra amin’ny resaka fifandraisan-davitra satria tsy ny fifandraisana ihany no nahitana fiantraikany ratsy vokatr’izany fa ny asa fivelomana manontolo mihitsy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT