Tahina Razafinjoelina

“Nahoana no dia jerem-potsiny ny mpisoloky?”


  • Zoma 29 Desambra 2023

Qc star, Antares, Tradbot sy ny tariny rehetra. Tokana ihany ny valiny

hoy ny filohan’ny antoko politika Tia tanindrazana, Tahina Razafinjoelina. Ny ezaka no mitondra vokatra, hoy izy. Mbola misy fanantenana foana ho an’izay miezaka. Tsy voahozona izany ny firenentsika. Ry fanjakana, nahoana no dia jerem-potsiny ny mpisoloky tahaka izao? Tsy indray, tsy indroa. Ataovy tahaka ny solombavambahoaka sy ireo mpampianatra, tonga dia nantsoina ho eny fiadanana, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT