Tafon’ny Jumbo Score

Nirodana vokatry ny tafio-drivotra


  • Zoma 05 Desambra 2025

Nirodana vokatry ny tafio-drivotra

niampy rotsak’orana omaly hariva nanodidina ny tamin’ny 4 ora teo ny tafon’ny tsena lehibe Jumbo Score Tanjombato, raha ny fampitàm-baovao voaray. Tsy nisy aina nafoy na naratra kosa na teo aza izany. Fiara maromaro no voatsindrin’ny tafo. Andrasana, araka izany, ny antsipiriany misimisy mikasika ity tranga tsy nampoizina teny an-toerana omaly ity, raha ny angom-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT