Actualités

Suisse - Madagasikara Hanamafy ny firahalahiana amin’ny samy parlemantera


  • Alakamisy 27 Aogositra 2020

Nandray ny Masoivoho Suisse Chasper SAROTT, monina sy miasa eto Madagasikara, ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Razanamahasoa Christine omaly.

 

 

 Nifantohan’ny fihaonana, ny fanamafisana orina ny fifandraisana ara-diplomatika eo amin’ny firenena roa tonta, izay efa nanomboka tamin’ny taona 1961. Fitsidihana izay niresahan’izy ireo mikasika ny fifandraisan’ny firenena eo amin’ny lafiny ara-toekarena, sosialy, fampianarana ary fahasalamana. Eo ihany koa ny firahalahiana amin’ny samy parlemantera.

 

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT