Mihamanify andro aman’alina ny sosona ôzôna vokatr’ireo etona avoakan’ny indostria samihafa, indrindra ny ampiasaina amin’ireo vata fampangatsiahana
Manakana ny fahatongavan’ny taramasoandro mahery vaika tsy hamono ny zava-mananaina sy zava-maniry ety ambonin’ny tany anefa ny sosona ôzôna. Hankalazaina ny 16 septambra ny andro iraisam-pirenena hiarovana ny sosona ôzôna. Ny hamerenana ny hatevin’ny sosona ôzôna ana abakabaka toy ny tamin’ny taona 1980 no tanjona hotratrarina hatramin’ny 2050.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.