Actualités

Sosialy Olona sahirana an-jatony notolorana fanampiana


  • Zoma 08 Septambra 2017

Marihina isan-taona isaky ny 5 septambra ny andro manerantany ho an’ny asa fiantrana.

 

 Tsy diso anjara tamin’izany ny orinasam-pifandraisana Airtel izay miezaka hatrany ny manampy ireo fianakaviana sahirana ara-pivelomana. Tao amin’ny fokontany Ankazomanga no nosafidiany nanamarihany izany omaly alakamisy 7 septambra ka fianakaviana sahirana ara-pivelomana an-jatony no notolorany fanampiana toy ny akanjo, kiraro, kojakoja fampiasa amin’ny fiainana andavanandro… Mpiasan’ny orinasam-pifandraisana Airtel tsara sitrapo am-polony maro no tonga nitsinjara ny fanampiana tamin’izany notarihin’ny tale jeneraliny Atoa Maixent Bekangba izay nanambara fa “zava-dehibe amin’izy ireo loatra ny fanampiana ny mpiara-belona tahaka izao”.

 Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT