Actualités

Solika miaka-bidy Vao mainka mampitombo amboteazy


  • Alatsinainy 06 Jolay 2015

Nampikaikaika ny mpanao fitaterana eto amintsika ny fiakaran’ny vidin-tsolika farany teo ka nampisy rahom-bava avy amin’izy ireo mihitsy fa mety hisy ny fitokonana hiseho raha tsy mandray andraikitra amin’ny subvention homena ireo mpitatitra ny fanjakana

 

. Ny tena nahagaga  ny maro, raha noheverina fa hampihena ny fitohanan’ny fifamoivoizana ity fiakaram-bidin’ny solika ity dia ny mifanohitra an’izany no niseho satria vao mainka nampitombo ny amboteazy aza ilay izy  raha ny zava-nisy no asian-teny. Vao mainka nitombo, ohatra, ny fitohanana miseho isan’andro etsy Anosizato fa tsy misy mihitsy izay mba fepetra noraisin’ny tompon’andraikitry ny fifamoivoizana hampihenana farafaharatsiny na dia amin’ny ampahany aza.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT