Actualités

Soanala-Betroka Nisahotaka tamin’ny poa-basy


  • Alatsinainy 15 Septambra 2014

Nisahotaka vao maraina tao an-tampon-tanŕnan’i Soanala Betroka ny sabotsy teo. Nanenjika dahalo telo lahy nitady mpividy omby

anjara ombin’izy ireo azo tamin’ny halatra, ny zandary tao an-toerana tamin’io. Raikitra ny fifampitifiriana. Lavo tamin’izany ny iray tamin’ireo dahalo, naratra ny faharoa saingy mbola tafaporitsaka niaraka tamin’ny namany niaraka amin’ny basy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT