Actualités

Smartphone A60 Ny Telma irery no afaka mivarotra azy


  • Alarobia 14 Jona 2023

Tontosa tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ny fifanarahana teo amin’ny orinasa Itel sy ny orinasam-pifandraisan-davitra Telma

mikasika ny varotra sy fanaparitahana ny tekinolojia hiaka farany Smartphone A60 eto Madagasikara. Tapaky ny 2 tonta fa ny Telma irery izany no afaka mivarotra sy manaparitaka ity finday hiaka farany ity. Araka ny fanazavana tetsy amin’ny Campus Telma Andraharo dia vao novokarin’ny Itel tamin’ity taona 2023 ity ny Smartphone A60 4G. Isan’ny mampiavaka azy ity ny faharetan’ny vatoaratra izay hatrany amin’ny 3 andro any, raha tsy dia efa hoe tena mampiasa tambazotra sy kirakira na «application» maro loatra. Matanjaka ihany koa ny tahiry na «mémoire» satria hatrany amin’ny 32 Giga any, raha ny fanazavana hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT