Serasera sy fanaovan-gazety

Nanamafy fa miara-miasa ny Minisitera sy ny OJM


  • Talata 24 Septambra 2024

Amin’ny maha mpiahy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara ny

Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina, tonga nitsidika ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Mara Volamiranty Donna, amin’ny maha minisitra mpiahy azy, ireo filoha rehetra efa nitantanana ny Holafitry ny mpanao gazety na ny OJM, niaraka tamin’ny filoha mpitantana ankehitriny. Ny Minisitra izay tsy vaovao amin’ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety sy ny serasera. Niombonan’ny rehetra hevitra teto ny tsy maintsy iarahana miasa ho fanatsarana sy fampivoarana ny sehatry ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara. Noresahana nandritra ity fihaonana ity koa ny fankalazana ny faha-50 taona nijoroan’ny OJM, raha ny tatitra fohy nataon’ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina tao amin’ny pejin-tseraserany.
Nangonin’i Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT