Antony iray tsy nampahomby ny fihibohana dia ny sersera. Niompana tamin` ny fampitoniana ny olona ary ny filazana fa tsisy ahiana fa voafehy tanteraka ny zava-misy ny serasera ataon’ny mpitondra hatramin` izao.
Sao kosa tokony hitodika amin’ny fampahalalana marina ny mety ho voka-dratsin’ny aretina sy ny maha-zava-déhibe ny fanarahana an-tsakany sy an-davany ny fepetra fihibohana sy ny fiarovana ny serasera sy ny fampahalalam-baovao. Amin` ny fialan` ny fihibohana mantsy no tena ahiana hiparitahan` ny aretina raha ny zava-misy any ivelany.
Marigny A
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.