Actualités

Serasera facebook


  • Sabotsy 07 Jona 2014


 «Salama nareo o ! Ny ahy ny zavatra mba hitako ity teneniko ity e! ny mikasika ny fahadiovan'ny tanàna tena ao ampovoan-tanàna mihitsy dia eo Analakely izany fa izaho dia misedra sy mahita izany matetika rehafa hariva haka mpiasa mody... ny zavatra mitranga dia ireo vehivavy manao maloto eny anelanelan'ny fiaranao mijanona eo amin’ny parking côté Air Mad sy La Potinière eo izany, ny lehilahy kosa manao maloto mitsangana tsara ry zalahy mipipi eo amin'ireo dalle tsy misarona isan-karazany manoloana eo ihany ary tsy misy fahamenarana».


“Miarahaba e! Ny mahalasa ny saina no tiana ampitaina. Aty amin’ny faritra Vakinankaratra amin’izao efa manomana sy mitady ireo olona hatolotra ho ben'ny tanàna, mihetsika mafy sy manery ireo chef district hitady izay olona heveriny fa to-teny isaky ny commune ry chef de region sy ny Dir cab. Ireo olon'ny TIM teo aloa izay heverina mbola ho lany dia asaina tsy hirotsaka amin’izany antoko izany itsony fa hatao kandidam-panjakana”.
A.

«Manao takalon'aina indray ny dahalo aty Ankazoabo Sud sady lasany ny omby no entin'ny koa ny olona (zaza 5taona sy ankizy handeha hianatra 15 taona) ary mbola tsy hita hamin’izao».

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT