Actualitテゥs

Seranan-tsambon段 Toamasina Vonona amin地y fifaninanana


  • Sabotsy 21 Jona 2014

Notokanana omaly zoma 20 jona ireo asa fanitarana hiatrehan地y seranan-tsambon段 Toamasina ny fifaninanana aty amin地y ranomasimbe Indiana sy Afrika, tafiditra amin地y 典etikasa 2035�, araka ny nambaran但toa Avellin Christian Eddy, Tale jeneralin地y SPAT.

 Ampahany voalohany izao notokanana izao natrehan’ny filoham-pirenena sy ny minisitry ny fitaterana sy famantarana ny toetr’andro ary ny minisitry ny teti-pivoarana ary ny fotodrafitrasa sy ny fitsinjaram-pahefana. “Anjaran’ny fanjakana ny mitady mpamatsy vola sy mpiara-miombon’antoka hanampy ny seranana amin’ny tetikasa efa nomaniny”, hoy ny filoha Hery Rajaonarimampianina. Tsy mijanona amin’ny seranan-tsambo ihany ny fanatsarana sy fanitarana atao, fa eo koa ny seranam-piaramanidina, hoy kosa ny minisitry ny fitaterana. Ny fanitarana ny fiantsonan’ny sambo no asa manaraka miandry ny seranan-tsambon’i Toamasina. Tazana nandritra ny lanonana ny tale jeneraliny teo aloha Atoa Botozaza Pierrot anisan’ny angady nananana sy vy nahitana ny “Tetikasa 2035” tontosaina ankehitriny izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Actualitテゥs

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan窶冢y
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT