Seranam-piaramanidina Ivato

Roalahy mpitaky vola tratra


  • Alarobia 10 Jolay 2024

Roalahy izay fantatra fa efa mamelona vady aman-janaka avokoa no

tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny teny amin’ny Seranam-piaramanidina eny Ivato. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia teren’izy ireo sy hangatahany vola ireo mpandeha miantsona eny amin’ny « parking » an’io seranam-piaramanidina io raha tokony ho maimaimpoana izany. Efa maro ireo mpandeha nitaraina teny anivon’ny zandarimariam-pirenena mikasika izany, antony nanaraha-maso azy ireo. Ankoatra ny fanitsiana natao tamin’izy roalahy ireto moa dia nasaina nanarona taratasy ny masony ihany koa izy ireo, izay misy soratra hoe : tsy haneritery na haka vola amin’ny mpandeha eto amin’ny seranam-piaramanidina Ivato intsony izahay.
Pati
Legende : Inoana fa ho fay amin’izay izy roalahy ireto !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT