Mametraka ireo rantsana isam-paritra ny Sempama Ny Nosy amin’izao fotoana izao. Ho an’ny tao amin’ny Faritra Amoron’i Mania dia mbola voafidin’ireo mpampianatra FRAM avy amin’ny Cisco 4 nihaona tao Ambositra nandritra ny fihaonambe nataon’izy ireo ny
handrindra izany Atoa Tsiriniaina Sinna ao Ambositra, miaraka amin’ny lefiny Atoa Jean-Pierre avy any Fandriana. Nanamafy ny maha mbola filoha nasionalin’ny Sempama Ny Nosy an’Atoa Ratolojanahary Arsène koa ireto mpampianatra ao Amoron’i Mania ireto. Nijoro hanara-maso ny komity natsangan’ny Minisitera amin’ny fandraisana ho mpiasam panjakana ireo mpampianatra 10.000 ity kimity ity ankoatra ny fanohizana ny fitakian-jon’ireo mpampianatra Fram.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.