Actualités

Sefo Fokontany any Alaotra Mangoro Nandray ny karamany telo volana


  • Zoma 11 Jolay 2014

Tambin-karama nanomboka ny volana Desambra 2013 hatramin’ny febroary 2014 io natolotra tamin’izy ireo. Ireo sefo Fokontany sy ny lefiny avy amin’ny Fokontany miisa 705 mandrafitra ny Faritra Alaotra Mangoro no nizarana izany nanomboka omaly.....

Ireo Sefo Distrika miaraka amin’ny lehiben’ny Boriborintany no mandamina ny fitsinjarana ny vola. Manodidina ny 90.000 Ariary ho an’ireo Sefo Fokontany ary 60.000 Ariary ho an’ny lefiny no vola tokony horaisin’izy ireo tsirairay avy. Nisaotra ireo Sefo Fokontany ny Sekretera jeneralin’ny Faritra Randrianatoandro Stanislas fa tsy niandry tambiny teo amin’ny fanatontosana ny adidy aman’andraikitra fa nanao izany an-kitsim-po. Sady nangataka ny mba hahazoana ny ambiny ary manantena ny hisian’ny fisondrotan’ny vola raisiny isam-bolana kosa ireo Sefo Fokontany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT