SECES Antananarivo

Mitaky fisaonam-pirenena


  • Alatsinainy 28 Aogositra 2023

Tsy mangataka fa tena mitaky fisaonam-pirenena mihitsy, raha ny fampitam-baovaon’izy ireo ny sabotsy teo,

ny eo anivon’ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra eto Antananarivo na SECES Antananarivo. Miondrika eo anatrehan’ireo namoy ny ainy, hoy ny fanambarana. Miara-ory amin’ireo namoy hava-tiana. Mirary fahasitranana feno ho an’ireo maratra. Mitaky fisaonam-pirenena mba hanehoana izany fiaraha-miory izany, hoy hatrany ny SECES Sampana Antananarivo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT