Manizingizina ny fianakavian'ilay lehilahy maty nandritra ny fifandonana andian'olona sy ny mpitandro filaminana tany Ambovombe fa tsy dahalo izany i Gaston.
Mpivarotra hanimasaka izy ity ary anisan'ireo olona nomen'ny kaominina anjara tany mba hivelomany sy hamelomany ny fianakaviany, hoy ny fanazavana.Olo-marina ny havanay ,olona miasa fa tsy dahalo izany hoy ireo fianakaviany izay manao antso avo amin'ny filoham-pirenena ny mba hijereny akaiky ity raharaha Ambovombe sy fananganana tsena manara-penitra nampisavorovoro ity.
RTT
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.