Actualités

Savonnerie Tropicale Manome lanja ny «Vita Malagasy»


  • Alakamisy 11 Septambra 2014

Ny Indostria no loharano mampisy ny fampandrosoana eto Madagasikara. Anisan’ny orinasa malagasy mandray anjara amin’ny hetsika karakarain’ny SIM etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena ny orinasa Savonnerie Tropicale

47 taona nijoroana izy ireo ankehitriny ary efa nisedra ny olana rehetra saingy tafarina hatrany. Na eo aza  ny firoboroboan’ny vokatra avy any ivelany, indrindra ireo savony isan-karazany, dia tsy mena-mitaha amin’izany ny vokatra atolotra izy ireo. Fantatra amin’ny famokarana savony isan-karazany moa ity orinasa ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT