SARIMBAVY NANOLANA ANKIZY

Nalefa eny Tsiafahy ilay 18 taona tena atidoha


  • Talata 24 Desambra 2024

Tovolahy kely ara-dalana nefa manana fironana ara-nofo tsy ara-dalana izany hoe :

sarimbavy no fantatra fa nanolana zazalahy kely vao 4 taona monja tao amin’ny Fokontany Ambohimitsara, Kaominina ambanivohitr’Ambohimangakely ny 19 Desambra lasa teo. Nilaza io tovolahy sarimbavy io fa ilay namany sarimbavy vao 18 taona monja ihany koa ny nampianatra azy hiray ara-nofo amin’ny olona mitovy fananahana aminy ka anisan’ireny ny fanolanana zazalahy. Nosamborin’ny zandary ity farany noho izany ka natolotra ny Fitsarana ny 20 Desambra teo ary notazonina vonjimaika eny Tsiafahy. Nalefa eny Anjanamasina kosa ilay iray vao 16 taona monja ho fanarenana sy ho fitaizana azy. Tsiahivina moa fa ny lalàna eto Madagasikara dia tsy mankato ary manenjika ny fiarahan'ny olombelona mitovy fananahana izay mitady hahazo vahana tokoa, antony nanafaizana azy roalahy kely ireto.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy tratra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT