Actualités

Sampanana Ambohitrimanjaka Nitsikasina teo afovon’ny arabe ilay taksibe


  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014

Nivadika ary nitsivalana teo afovoan’ny arabe, teny amin’ny sampanana mankany Ambohitrimanjaka, ny taksibe iray avy any Ivato,

feno mpandeha, hiazo an’i Vassacos. Tokony ho tamin’ny sivy ora no nitranga ny loza. Raha ny re teny an-toerana dia vaky ny kodiarana iray aoriana raha iny niditra ny fiolahana iny ilay taksibe. Nikasoka tamin’ny arabe vita tara ny “pont” ary izay no nitarika ny fidabohany. Naratra ny ankamaroan’ny mpandeha tao anatiny. Niara-nanjavona ny mpamily sy ny resevera taorian’ny loza.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT