Sambo goavana mitondra mpizahatany

Hebridean Sky no voalohany ho an’ny 2024 tao Toamasina


  • Alakamisy 04 Janoary 2024

Nigadona tao Toamasina omaly alarobia 3 janoary 2024 ny sambo goavana na

paquebot Hebridean Sky mpitondra mpizahatany miisa 97, raha toa ka 80 kosa ireo ekipazy miaraka aminy. Io no sambo lehibe goavana mpitondra mpizahatany nigadona voalohany tao Toamasina tamin’ity taona ity. Tonga nanao fitsidihana ôfisialy teny an-toerana ireo manam-pahefana maro avy ao Toamasina. Azo antoka ary fa hitsidika ireo valan-javaboary sy ny toerana mampiavaka ny Toamasina izy ireo ary nanambara moa ireto vahiny ireto fa mbola hisy ny fiverenana aty Toamasina ny 20 ka hatramin'ny 25 janoary izao, hoy ny fanamarihana. Nisy ny fifanakalozana mari-pahatsiarovana teo amin'ny roa tonta. Marihina fa tsy vao sambany mandalo sy mitsidika ny faritra eto Madagasikara i Hebridean Sky.
Nangonin’i Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT