Actualités

Sambava Roalahy tratra niaraka tamin’ny rongony 18 kg


  • Zoma 03 Jolay 2015

wSambava Roalahy tratra niaraka tamin’ny rongony 18 kg Ny fihetsik’izy ireo no nahamahana ny mpitandro ny filaminana manao fisafoana harivariva tany Besopaka Sambava ny alarobia teo. Vao nahita ireto farany ireo lehilahy roa samy nibaby kitapo dia nitsoaka avy hatrany. Nanaitra ny mpitandro ny filaminana izay fihetsik’izy ireo izay ka dia nifanenjehana ary tratra izy roalahy, niaraka tamin’ny rongony 18kg efa vonona hamidy. Tamin’ny famotoran’ny zandary azy ireo no nahalalana fa avy any Antsirabe Nord – Vohémar no nakan’izy ireo ireo rongony ireo. Nodorana ampahibemaso omaly ny entana, anio kosa izy roalahy no hatolotra ny Fitsarana ao Sambava. Jean D.

 

Ny fihetsik’izy ireo no nahamahana ny mpitandro ny filaminana manao fisafoana harivariva tany Besopaka Sambava ny alarobia teo. Vao nahita ireto farany ireo lehilahy roa samy nibaby kitapo dia nitsoaka avy hatrany. Nanaitra ny mpitandro ny filaminana izay fihetsik’izy ireo izay ka dia nifanenjehana ary tratra izy roalahy, niaraka tamin’ny rongony 18kg efa vonona hamidy. Tamin’ny famotoran’ny zandary azy ireo no nahalalana fa avy any Antsirabe Nord – Vohémar no nakan’izy ireo ireo rongony ireo. Nodorana ampahibemaso omaly ny entana, anio kosa izy roalahy no hatolotra ny Fitsarana ao Sambava.

Jean D.

                                                           

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT