Actualités

Sakoroka tao Fianarantsoa Nisy efa-dahy nosamborina


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Nafampana vao maraina tao Fianarantsoa omaly. Niantso ny olona ho avy ao amin’ny Kianjan’ny demokrasia Magro ao Ampasambazaha hijoro hanohitra ny tsindry sy hiaro ny safidiny ny filoha nasionalin’ny antoko Tambatra sady kandida Ben’ny tanàna tao Fianarantsoa, Pety Rakotoniaina.

 

 Vao maraina dia efa notemerin’ny mpitandro ny filaminana tsy azo nidirana ny toerana. Ny mpomba azy sy ny andian-tanoran’ny HVM nihainohaino teny manodidina no nifampihantsy ary nifandramatra. Nosamborin’ny Emmo-Reg niaraka tamin’ny “megaphone” nentin’izy ireo ny efatra tamin’ireo olon’i Pety. Navotsotra izy ireo taorian’izay. Hitohy anio ny hetsika, saingy ny kandidan’ny Mapar Razanamahasoa Christine no miantso olona hiaraka aminy hanatitra fitoriana any amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny Fanjakana ao Besorohitra - Fianarantsoa.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT