Actualités

RTV Record Anosizato May ny ampahan'ny fitaovana


  • Alatsinainy 11 Mey 2020

May ny ampahan’ny haino aman-jery RTV RECORD etsy Anosizato Atsinanana. omaly maraina tokony ho tamin'ny 07h30 teo ho eo no nitrangan’izany.

 

 

 

Vokatry ny tsy fietezana teo amin'ny herinaratra no nahatonga izany raha araka ny vaovao azo ka nitarika ny fahamaizan'ny fitaovana vitsivitsy. Anisan’ny voakasika tamin’izany ny studio. Tonga teny an-toerana namono ny afo moa ny sampana mpamonjy voina. Natsahatra vetivety vokatr’izany moa ny radio sy televiziona Record saingy efa niverina tamin’ny laoniny kosa tamin’ny fotoana nanoratanay.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT