RTOA ASSANATI FAMO GIDRAKA

« Mirary soa sy mankahery ny Reny rehetra ! »


  • Alatsinainy 26 Mey 2025

Nankalazaina omaly Alahady 25 May ny Fetin'ny Reny, fety anisan'ny tena manan-danja amin'ny rehetra.

Tsy nanadino ny niarahaba sy nirary soa ary nankahery ny vehivavy rehetra Rtoa Assanati Famo Gidraka, filoham-boninahitry ny fikambanana Assanati Famo Gidraka. Lohalaharana amin'izany ny vadin'ny Filoha Mialy Rajoelina izay Renin'ny Malagasy rehetra. Ny tenin'Andriamanitra voasoratra ao amin'ny Salamo no nanompanany izany izay milaza fa sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny dia ny olony nofidiany ho lovany. Toraka izany koa ny oha-pitenenana hoe : «Arahabaiko toa voninkazo Ianao , ka ho tetezin'ny lolo marevaka sy ho vangian'irony tantely ka sady hitoeran'ny hanitra no ho ampoky ny mamy... Tsiahivina moa fa mitohy hatrany ny tosika fanampiana ireo mpikambana sy ireo fans avy amin-dRamatoa Assanati Famo Gidraka toy fizarana vola. Efa manomboka ihany koa ny tosika akoho amam-borona ho fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jona izay fanampiana ho an'ireo mpanohana azy. Tsy manao politika ny Fikambanana. Teny filamatra mampiavaka azy ny hoe : Antsika Jiaby toujours avec Assanati Famo Gidraka Ary Werawera tsy maintsy mandeha.
Pâti
Légende : Tsy manadino ny mpiray Tanindrazana aminy Rtoa Assanati Famo Gidraka ! 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT